|
|
|
|

Teny iditra1 fivoravora
Fototeny  2voravora
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mivoravora, na miborabora, migoragora; toetran' ny olona mivoravora na mitaraikiraiky, miveravera. [1.1]

Fivaditsoratra  5 firavoravo, 6 fivoravora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12