|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivoraka |
| Fototeny | 2voraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra na olona mivoraka, izany hoe mitresaka, miveraka, na matavy izaitsizy.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fivokara, 6 fivoraka, 7 vary fako |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|