|
|
|
|

Teny iditra1 fivongaingy
Fototeny  2vongaingy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona mivongaingy, izany hoe miforitra eo ambanin' ny enta-mavesatra, milonjehitra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12