|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivongady |
| Fototeny | 2vongady |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny olona na zavatra mivongady, izany hoe misaraka amin' ny hafa ka miseho miharihary mitokana erỳ.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|