|
|
|
|

Teny iditra1 fividy
Fototeny  2vidy
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mividy.
5Azo vidina. [1.1]
Ohatra  6 ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59#]
7 Raha vinanto tsara fividy ka mitondra ny matomperiny ary mivimbina ny trafony dia tsy mba vinanto fa isan-janaka indrindra. [2.436#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02