|
|
|
|
Teny iditra
1
fivezovezo
Fototeny
2
vezovezo
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Fomba entina mivezovezo, izany hoe miady, mila vaniny, mitory amin' ny fitsarana.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12