|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivezivezy |
| Fototeny | 2vezivezy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba na toetran' ny olona mivezivezy, izany hoe mandeha atsỳ sy arỳ, mitotototo mankatsy mankaroa, miasa dia, mirenireny.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|