|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiveravera |
| Fototeny | 2veravera |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra miveravera, izany hoe voatsikerakera, voavohavoha; toetran' ny olona miveravera, izany hoe mitavozavoza, tsy kinga.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|