|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivelezana |
| Fototeny | 2vely |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fikapohana vary mba hampihintsana ny voany: Ny toerana fivelezam-bary no atao hoe famoloana.
5Fampanenoana zavamaneno amin' ny fikapohana azy: Fivelezana amponga, lakolosy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6the act of striking with something; threshing.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7action de frapper, de battre.
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|