|
|
|
|

Teny iditra1 fivava
Fototeny  2vava
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mivava, izany hoe mitriatra; fitsefaka na fitresaka: Tsy mampatoky ahy ny fivavan' itỳ rindrina itỳ. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12