|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivarorahana |
| Fototeny | 2varoraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fiketrahana, fiborahana sy fivahana, figedragedrana: Nihomehezan' ny ankizy ny fivarorahan' ny pataloany.
5Fahakiviana, fahaverazan-kevitra: Tsy hay lozaina ny fivarorahan-dRakoto raha nandre io vaovao ratsy io. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|