|
|
|
|

Teny iditra1 fivarirotra
Fototeny  2varirotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mivarirotra, izany hoe mikainkona toa mifandrirotra. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12