|
|
|
|

Teny iditra1 fivangongoana
Fototeny  2vangongo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitangoronana, fitobiana miavoavo amin' ny toerana iray: Fivangongoam-bato eo amin' ny toerana fanaovana trano. [1.1]
5fitobian'ny akora ao an-kibon'ny tany. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6gisement. [1.13]
Kamban-teny rehetra  7tahiry fivangongoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08