|
|
|
|

Teny iditra1 fivakavaka
Fototeny  2vakavaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona mivakavaka, izany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na fatahorany na toetrany mihitsy no mahatonga ny fivakavakany. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12