|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fivahiniana |
| Fototeny | 2vahiny |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fandehanana any an-tany lavitra, any an-trano na tanin' olona ka mandalo ihany fa mbola hiverina any an-tanin' ny tena: Nanao ahoana ny fivahinianao tany Belzika? / Fivahiniana ihany ny fiainana eto an-tany.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|