|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsotaka |
| Fototeny | 2tsotaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mitsotaka, izany hoe miditra ao anaty rano na anaty fotaka: Ny fitsotaky ny tongotra milentika ao anaty fotaka.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fitsatoka, 6 fitsotaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|