|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsoriahana |
| Fototeny | 2tsoriaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fikorianana: Mahafinaritra ny mijery ny fitsoriahan' ny rano eo amin' ny elatry ny vorombazaha.
5Firiotra, fimaonana: Ohatra ny bisikilety ny fitsoriahan' Ikoto. 6Fandosirana manao tsoa-pe: Ny fitsoriahan' ny mpangalatra tany ambadiky ny trano. [1.1] |
| Tovy hevitra | 7fitsoriaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|