|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 fitsongo |
| Fototeny | 2tsongo |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Azo tsongoina.
5Fomba entina mitsongo izay azo adika hoe: mamely amin' ny fanerena amin' ny bobo, na maka anana amin' ny hohontanana izay entina hanapahana azy. [1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 6 fitsongo |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
8pince.
[1.13] |
| Voambolana | 9 Fitaovam-piasana |
| Teny iditra (3/3) | 10 fitsongo |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
12Arbre dont les graines sont fortement toxiques : Rourea orientalis Baill.
13(Connaraceae). 14Feuilles et écorces dépourvues d'alcaloïdes. 15Voir aussi kitsongo.. [Sakalava] [1.196] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|