|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitsofana
Fototeny  2tsoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famonoana: Efa fotoana fitsofana ny jiro izao.
5Famelomana: Mandreraka ny fitsofana afo.
6Fampanenoana: Mahabe nangy, hono, ny fitsofana bingona. [1.1]
Kamban-teny rehetra  7fitsofan-drano

Teny iditra (2/2)8 fitsofana
Fototeny  9fitsoka
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11fitsohana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12A quoi ou à qui on flanque, on lance, qu'on grippe, qu’on fait rondement, parfaitement: Nofitsofany karavasy ny soavaly (Il a flanqué un coup de cravache au cheval) ~ Nofitsofako vato ny omby (J’ai lancé un coup de pierre au bœuf) ~ Nofitsofany ny voankazoko rehetra (Il m'a grippé tous mes fruits) ~ Nofitsofany ny asa (Il a fait rondement le travail). [1.3#176]
Tsipelina hafa  13fitsohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02