|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsoahana |
| Fototeny | 2tsoaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4fialan-javatra amin' izay nisy azy: Tsy dia henoko naharary loatra ny fitsoahan' ilay nifiko.
5Fandosirana: Tsy nisy nahita, hono, ny fitsoahan' ireo gadra vahiny roa lahy. 6Fivadihana ny teny nomena: Tsy mety izao fitsoahana amin' ny teny natao izao; izany no ilay nolazain' ny Ntaolo hoe fitsoahana orim-bato. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 fitosahana, 8 fitsaohana, 9 fitsoahana, 10 tafahosina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|