|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsitaitaika |
| Fototeny | 2tsitaitaika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mitsitaitaika na milatsaka tsy misesy fa mahalana, na maneno mahalankalana, na tsy tonga indray miaraka fa tsikelikely.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|