|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsirihana |
| Fototeny | 2tsirika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fizahana mba hijery: Misaotra amin' ny fitsirihanareo anay aty an-trano.
5Fandalovana mijery: Amin' ny 9 maraina ny fitsirihan' ny dokotera ny marary isan' andro. 6Fanarangaranana: Tsy azonay ekena ny fitsirihan' ny zanakareo anay rehefa misakafo. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 fisitrihana, 8 fitsirihana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|