|
|
|
|

Teny iditra1 fitsirara
Fototeny  2tsirara
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny olona mitsirara, izany hoe lavo tafandry mitsilany, ny tongotra sy ny tanana mitaidradraka. [1.1]

Fivaditsoratra  5 firaratsy, 6 fitsirara, 7 rafitrisa, 8 rafitsary

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12