|
|
|
|

Teny iditra1 fitsirakaraka
Fototeny  2tsirakaraka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny volo mitsirakaraka, mitsirakorako, misafotofoto, misaritaka. [1.1]
Tovy hevitra  5fitsirakorako

Fivaditsoratra  6 fitsikarakara, 7 fitsirakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12