|
|
|
|

Teny iditra1 fitsipi-pitenenana
Singan-teny  2fitsipihana, 3fitenenana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  5grammaire. [1.13, 1.5]
Ohatra  6 io misionera io izay afaka nandinika ny fitenim-paritany malazalaza dia afaka nanaporofo fa iray ny teny malagasy, na eo amin' ny fiteny na eo amin' ny fitsipipitenenana. [2.285]
Voambolana  7 Haiteny

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07