|
|
|
|

Teny iditra1 fitsipeloka
Fototeny  2tsipeloka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetra na fomban' ny olona mitsipeloka, izany hoe manao safeli-teny mba hamelezana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12