|
|
|
|

Teny iditra1 fitsintsindrana
Fototeny  2tsintsindrana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mitsintsindrana, izany hoe mihoatra na manivaka amin' ny namany iray laharana aminy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12