|
|
|
|

Teny iditra1 fitsintsina
Fototeny  2tsintsina
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitsintsina, izany hoe mitondra zavatra amin' ny tanana an' ila fotsiny.
5Azo tsintsinina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12