|
|
|
|
Teny iditra
1
fitsingozahozana
Fototeny
2
tsingozahoza
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Faharerahana tsy ahafahana mandeha mijoro tsara; fihozangozanana; fangozohozoana.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12