|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsingolohana |
| Fototeny | 2tsingoloka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Firònana ka ny loha no atao ambany; fitadiavana hanambaka, an-kafetsena; filàna vaniny amin' ny zavatra faran' izay madinika hamelezana olona.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|