|
|
|
|

Teny iditra1 fitsingatorana
Fototeny  2tsingatotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahapotrahana manan-toetra manokana ka miainga ny ilany vao mianjera; fahalavoana mitsingadina mankany andamosina ny fidabony. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12