|
|
|
|

Teny iditra1 fitsindrohana
Fototeny  2tsindroka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitsaingohan' ny vavam-borona voan-javatra amin' ny tany: Ny fitsindrohan' ny vorona ny voa amin' ny tany no ivelomany.
5Fandraisana zava-pihinana latsaka amin' ny tany: Nifaninana tamin' ny fitsindrohana ny voankazo latsaka tamin' ny tany ny ankizy. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12