|
|
|
|

Teny iditra1 fitsinanika
Fototeny  2tsinanika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba na toetran' olona mitsinanika, izany hoe mihinan-kanina tsy mahalala onony. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fitankisina, 6 fitsikanina, 7 fitsinanika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12