|
|
|
|

Teny iditra1 fitsimponana
Fototeny  2tsimpona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fakana tsirairay: Nahoana no dia ela toy izao ny fitsimponanao ny vato amin' ny vary?.
5Fifantenana, izay mahatonga haka tsirairay, fa tsy manao fao-be amin' izao: Mafy dia mafy ny fitsimponana ny mpianatra halefa hanohy fianarana any ampita.
6Fanararaotana ny vava latsaka na ny teny diso sendra lasa, mba hamelezana: Tandremo tsara ny fitenenana fa mahay Rangahy to amin' ny fitsimponana ny tenin' ny sasany. [1.1]

Fivaditsoratra  7 fitsimponana, 8 mpisafontina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12