|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsimpona |
| Fototeny | 2tsimpona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitsimpona, izany hoe maka tsirairay fa tsy manao fao-be: Atoroy azy ange, ry Ikoto, ny fitsimpona akotry a.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|