|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 fitsilo
Fototeny  2tsilo
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitsilo, izany hoe mitondra hazavana mba hahitana ao amin' ny maizina.
5Zavatra entina mitsilo.
6Azo tsilovina. [1.1]

Teny iditra (2/2)7 fitsilo
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny malagasy  9jiro aratra azo afindrafindra. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  10baladeuse. [1.13]
11(racine ilo ou tsilo dans les sens de clarté, lumière).
12Nom donné aux torches et aux bois riches en résine avec lesquels on les fabrique (voir fanilo).. [Sakalava, Tsimihety, Betsimisaraka] [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/13