|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsikoinkoinana |
| Fototeny | 2tsikoinkoina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fimoimoizana, fitaraindrainana, fikoinkoinana: Tonga hatrany an-tampony ny fitsikoinkoinan' ny mpianatra kilasimandry ratsy sakafo.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|