|
|
|
|

Teny iditra1 fitsikilo
Fototeny  2tsikilo
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitsikilo, izany hoe mizaha taratra, manara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray.
5Azo tsikiloina. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12