|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsikaroka |
| Fototeny | 2tsikaroka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitsikaroka, izany hoe mihohy amin' ny tongotra aman-tanana, na manetsika ny tongotra sy ny tanana ao anaty rano.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fisokatrika, 6 fitsikaroka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|