|
|
|
|

Teny iditra1 fitsikarakara
Fototeny  2tsikarakara
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny tenony na ny rariny ka hita ny ao anatiny: Tsy tiako ity lamba ity noho ny fitsikarakarany. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fitsikarakara, 6 fitsirakaraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12