|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsidradraka |
| Fototeny | 2tsidradraka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho avo na mitsangana misandrahaka.
5Fiaingana ho avo, fitsanganan' ny volo, tanana, tongotra misandrahaka: Oadray izany fitsidradraky ny volon' ity zazalahy ity. [1.1] |
| Tovy hevitra | 6fitsidradra, fitsidradrahana, fitsidradrana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|