|
|
|
|

Teny iditra1 fitsetsohana
Fototeny  2tsetsoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fahabasiam-bava, fanaovana teny tsy misy kitotony, fitsaontsaonam-bava, fipentsompentsonam-bava. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12