|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsentsitra |
| Fototeny | 2tsentsitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mitsentsitra, izany hoe mitroka ranon-javatra amin' ny vava.
5Azo tsentsefina: Vatomamy fitsentsitra itony fa tsy fitelina avy hatrany akory. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|