|
|
|
|

Teny iditra1 fitselika
Fototeny  2tselika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mitselika, izany hoe manao zavatra haingana amim-pahamailahana, na mangalatra amim-pahakingana. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12