|
|
|
|

Teny iditra1 fitselehana
Fototeny  2tselika
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fandehanana haingana, fanaovan-javatra haingana: Ny fitselehany no itiavako io irakiraka io.
5Fangalarana amim-pahakingana: Tsy lefitro ny fitselehana ny bokiko toy izany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6la promptitude, l'agilité. [1.3#758]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12