|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitselarana |
| Fototeny | 2tselatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Firehetana tampoka ary vetivety, fitselahana.
5Firehetana haingana: Ny fitselaran' ny bozaka maina no itiavan' ny olona azy hampirehetany afo. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|