|
|
|
|

Teny iditra1 fitsatsaka
Fototeny  2tsatsàka
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina manatsatsàka na mitsatsàka, mamotsy vary farany.
5Azo tsatsahina. [1.1]
Tovy hevitra  6fanatsatsaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12