|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsatohana |
| Fototeny | 2tsatoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan' ny antsy eo amin' ny tendan' ny omby.
5Filentehana miraikitra tsy afa-mihetsika: Ny tsy fitsatohan' itỳ andry itỳ tsara no mampihozongozona azy. 6Fijoroana tsy mihetsika na fijaridinana, fijanonana ela miandry: Sorena aoka izany aho tom in' ny fitsatohako teo amoron-dalana adiny iray maninjitra niandry anao. [1.1] |
| Fivaditsoratra | 7 fitsatohana, 8 fitsotahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|