|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fitsararaka |
| Fototeny | 2tsararàka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Toetran' ny akanga mitsararàka, feon' ny akanga maneno: Efa nahaheno ny fitsararakan' ny akanga ve ianao?.
[1.1] |
| Voambolana | 5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|