|
|
|
|
Teny iditra
1
fitsapaka
Fototeny
2
tsapaka
Sokajin-teny
3
anarana
Fanazavàna teny malagasy
4
Toetran' ny olona na zavatra mitsapaka, izany hoe miditra na milentika ao anaty zavatra iray hafa.
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12